Tongasoa eto amin'ity takelakan'ny Fikambanan'ny Malagasy eto Norvezy ity. Misy vaovao samihafa momba an'i Madagasikara isan- karazany eto. Ao koa vaovao momba ny fikambanana, sns...

Ny Birao

Ireto ny mpikambana ao amin'ny biraon'ny fikambana izay voafidy t@ 2006:

  • Mpitarika: Hery Andrianjafimanantsoa (2 taona)
  • Mpitarika lefitra: Josephine Noro (3 taona)
  • Mpitahiry vola Hery Ramampiaro (2 taona)
  • Mpitantsoratra: Germain (2 taona)
  • Mambra tsotra: Zo, Clothilde ary Randria (3 taona)

Raha misy hafatra tianao hampitaina amin'ny birao dia aza misalasala manoratra. Ny adiresy dia birao at fimanor.org.