Tongasoa eto amin'ity takelakan'ny Fikambanan'ny Malagasy eto Norvezy ity. Misy vaovao samihafa momba an'i Madagasikara isan- karazany eto. Ao koa vaovao momba ny fikambanana, sns...

Fifandraisana

Raha misy hafatra tianao ampitaina aminay dia aza misalasala manoratra eto. Raha tia hiditra hikambana ianao dia azonao ampiasiano koa ity takelaka ity, fa aza adino ny mametraka ny adiresinao/-nareo feno.

Anarana (Name):
Adiresy E-mail:
Telefonina (Phone): (Optional)
Ny hafatrao (Your message):