Tongasoa eto amin'ity takelakan'ny Fikambanan'ny Malagasy eto Norvezy ity. Misy vaovao samihafa momba an'i Madagasikara isan- karazany eto. Ao koa vaovao momba ny fikambanana, sns...

Fidirana

FiMaNor dia fikambanan'ny Malagasy izay monina eto Norvezy (karazana diaspora). Fikambanana tsy miankina na amin'ny politika na amin'ny finoana (religion) izy io. Ny mpikambana eto dia ireo olona teraka malagasy na manana vady malagasy. Ny hampiroborobo fihavanana sy ny firaisantsika Malagasy aty an-tany lavitra aty no tanjona kendrena.

Raha Malagsy ianao ka tia hifandray sy hifankahalala amin'ny Malagasy eto Norvezy dia aza misalasala manantona.